Ilay hatsaranao - MIRADO
1.5M views · Apr 26, 2025 · People & Blogs
Comments · 89
@eduarduy5062 · 4 months ago
I really love this song your fan from the Philippines
13
@tovomihajajonathanRAJAONARISON · 1 year ago
Toy ny nanonofy ihany aho
Raha nahita anao indray andro izay
Saika tsy afa-po mihitsy aho
Fa toa nisarika hatrany nijery anao
Tsy afeniko fa tena nanaitra ilay fijerinao
Indrindra koa fa noravahan'ilay tsiky kely izay
K’aza omena tsiny aho
Raha toa nanoratra izao hira izao
F’ilay eritreritra izay nanaraka ahy
Tsy nety rava nanainga fanahy
Nametsovetso ny fahitako anao
Naka sary an-tsaina ilay hakantonao
Mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao

REF:Tsy ho adinoiko velively
Tsy voafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka izay tsy afaka intsony
Fa mitoetra

Toa ny nanonofy ihany aho
Raha nilazanao indray andro izay
Saika tsy nino mihitsy aho
Hoe ianao izao no nahavita izao
Ekeko fa ananao ny bika sy ny endrika
K’izany koa angamba no naha-be
Ny mpitsiriritra anao
Olombelona ihany moa ianao
Ka na be aza ny fitiavanao ahy
Rehefa tojon'ilay "mahay azy ianao"
Niova ihany ka lasa nandao
Ka lafy ratsiny nahitako anao indray
’Lay hatsaranao raha toa izany...
Mikalo sy mamisavisa sisa no azoko atao

REF:Tsy ho adinoiko velively
Tsy voafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka izay tsy afaka intsony
Fa mitoetra

Tsy ho adinoiko velively
Tsy voafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay toetranao
Ato an-tsaiko ilay natao ahy
Toy ny fitomboka izay tsy afaka intsony
Fa mitoetra
25
@MiariMugen · 7 months ago
The original one was riddled with bitterness

This one is more liberating and accepting. Letting go is sweet
1
@ambinintsoaandreaanjarania3048 · 1 year ago
mbola ankafiziko foana 🤍🤍
... toy ny fitomboka izay tsy afaka intsony, fa mitoetra ❤🔥❤🔥😓😓
iainako izao dia tena tsapako ilay intensité an'ilay tonony
2
@ttlemondemister671 · 4 months ago
Raitra loatra!
Kanto daholo na ny vazo na ny mpitendry👏🏾
@DiNah-k9v · 1 year ago
Anisany Tena Tsy ahafoizako mihaino ny hiran'i MIRADO, na efa atao reprise aty aoriana aza de tsy mba manovaova ilay hira izy fa ilay original iny ihany no averiny 😍❤ tena hoe Kanto e !
1
@arlinehaingominarisoa806 · 1 year ago
Merci bassiste a,mahafinaritra e,❤❤ merci zalahy
@pasia6969 · 1 year ago
Tiako be mihintsy ity version vaovao ity. Nefa zah efa ramatoa lehibe. Sendra henoko androany teny ambony bus Dia tsy haritro.
1
@nickahrabe4502 · 8 months ago
La bassiste fait toute une différence, tsara loatra.❤ Toraka voninkazo ho an-dry
3
@honeyRasoa · 1 year ago
karah maniak reny zah fa isanandro mila mihaino ity hira ty hihih, merci mirado ♥
@nirinaratsimandresy7543 · 1 year ago
J'écoute en boucle c'est magnifique 🙏🙏
1
@herimanitraranaivonantenai8287 · 1 year ago
Tena tsara e, samy pro daholo na ny mpihira na ny mpitendry. Mankasitraka
4
Up next

ILAY ANJELIKO - MIRADO
From MADAGASCAR · 128K views

HAFANANA - Nate Tex ©2024
Nate Tex · 2.3M views

Ensamble Musical 🎸 Tabaco y Chanel
Johansel Rey: My Students · 23 views

Untitled
John Mellencamp, Bob Seger, Nate Tex and more

MIRADO TENA TIKO IANAO LIVE MUSIC
SR EVENT · 427K views

NIVOAKA NY HORONAN-TSARY ORIGINALE
ROATELO3 · 12K views

Spydee - Tsy mila hafa (Official music video HD)
Imanoela RAJAONAH · 1.4M views

DORENJY - Tefihaja & Bob tobias ft Lion hill (Clip Officiel)
La chaîne de Tefi · 683K views

Eto aho - Bodo & Mirado - Palais des sports 23 Novembre 2025
Sehatra_com · 153K views

MELDLEY BEKOTO - MAHALEO by Tojo & Co [ Tolo-tanana ho an'i Bekoto]
Herilaza Gaetan RAKOTONIRINA · 10K views

Tovo J'Hay Lazao azy (Audio) version 2017
tovo jhay · 649K views

Mbola Miandry - Lija
Hira Gasy · 84K views

Ambondrona - Tiako hitoetra (Clip officiel)
sarysyfeo malagasygraphic · 1.3M views

HAFA MIHITSY | REKO
Reko Band · 4.7M views

Eny sa tsia - Mirado
Mirado Ravohitrarivo · 272K views

Medley Tovo J'Hay
Billtlock Gasy · 2.3M views

Mirado Feat ColombeS Ran - Satriko Foana 2.0
ColombeS Ran · 369K views

MAGE 4 - Tsisy Safidy
IVENCO · 496K views

'ZAY - Nitempo Anao
IVENCO · 1.2M views

Eto aho Mirado (New Clip).wmv
mahakanto · 330K views