NDONDOLAH SY LUCIA TIANA
346K views · Apr 17, 2016 · News & Politics
Comments · 35
@Luyø13Nk · 2 days ago
Il y a 10 ans déja
@NyAnjaraLongosoa · 2 years ago
Dia nitopy ny maso, dia nifampijery
Tsy maintsy niarahaba aho fa nifanakaiky teo izao sy ianao
Manao ahoana,inona no vaovao?
L: Dia namaly aho tsy misy, fa mahalala fomba
Lasa ihany ny saiko, iza marina, iza? no niarahaba amintsika
Sa kosa ve izy mahafantatra ahy?
Fa aleoko nitsiky tsy hananako tsiny
D: Hiresadresaka isika?
L: Tsapako avy any anaty f'ianao koa tsy maninona

Ref:
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanambara ilay fitiavana
Tiana! no tiako hiantsoana an-dry
Na tsy anaranao aza!
F'izany no tiako, hanamafy ilay fitiavana

N: Dia tsaroako aho nilaza,mbola tsisy olo-tiako
Sady namboraka izay faniriako aho
'lay fijerinao iny, toa milaza mangina
L: ok! tsy maninona
Dia tsy nifankafoy fa niaraka foana
Na mafy na ho mora dia tsy ho zava-poana
No niantsoana hoe: TIANA! satria izany no mahasambatra ahy
ka nanjary tantara ilay nihaonantsika
N: iomehezana sisa....
L: Fahatsiarovana iray rehefa taty aoriana

14
@sandadadani4011 · 2 years ago
2024
2
@TantelyRandimbisoa · 1 year ago
2025 on est ici 😍😍😍😍😍😍
4
@HermanADMANDRIAMANANIAINA · 1 year ago
Tiko mbe zisika zao ❤💖💖
6
@nanugabriellenoelle8051 · 5 years ago
J'adore.....# &Beautiful clip vidéo ❤
6
@oceanerenatta3270 · 2 years ago

2
@RandriampanarivojosoaJosoa · 1 year ago
good
3
@TIAVINAFifaliana-v4w · 2 weeks ago
2026❤
@dendrasoarindramerciarazaf7563 · 3 years ago
Satriko ihaino foana ❤️❤️❤️
2
@chanmireille9127 · 10 months ago
2026?
4
@vavifotsymariesandranie3936 · 3 years ago
Tiako be ❤
2
Up next

FAMPITANA MIVANTANA "RAHARAHA AMBOHIMALAZA" 25 NOVAMBRA 2026
MASO IVOHO · 4.4K views

FENOHASINA MAMALY MAFY NY FANONTANIANA , NA MAFY AZA IZANY ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge · 72K views

MELKY - BEST OF (VIDEO COMPILATION)
LAMOZIKA · 441K views

Untitled
NDONDOLAH et TAHIRY, Ngiah Tax Olo Fotsy, Ljo and more

Sarobidy - Izahay roa (Ndondolah&Tahiry)
Pazzapa · 409K views

Tantara Malagasy - TSIKY AO ANATIN' NY HAIZINA ( Tantaran ' i Radio Don Bosco/ RDB) ❤️
TANTARA GASY · 51K views

Mitia mangina - RINDRA Tarika
Fy Ramilison · 3.5M views

silaka fanahy
TSARAKA · 187K views

MEGA MIX SLOW MALAGASY (PARTIE 1) LAMOZIKA
LAMOZIKA · 59K views

NDONDOLAH... SY LUCIA - TSY FANAH'INIAKO [GASY NOUVEAUTE 2020]
Koba Digital · 2.9M views

FIRMIN Tsaroana foana ( Firmin feat Narindra)
RAJAONARIVELO Be Honoré · 1.1M views

MELKY - Les meilleurs DUO avec MELKY en VIDEO
HIRA TIAKO · 140K views

Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika
Zandry Mozika · 829K views

Tahak'izay
Poopy - Topic · 12K views

Bodo & Poopy - Medley
Emission Gasik'Arts · 3.9M views

ATON'ICH feat MICKY - EMBONA (OFFICIAL VIDEO 2021)
MICKY · 2.8M views

ndondolah zay dia zay
Nirina RAKOTOARIMANANA · 311K views

Best of Clip REBIKA Vaovao 1 HD -- Hira malagasy
Fefe Mozika · 197K views

NDONDOLAH X LUCIA - TIANA ( COVER IA / LYRICS )
Meva Music Cover · 33K views

Melky Iny ianao iny
Vaovao Malagasy Madagasikara · 925K views