Akaiky mpamonjy FANASINA
3.8M views ยท Jul 8, 2012 ยท Music
Comments ยท 372
@elanielabelle ยท 52 minutes ago
J'adore cette chanson .๐
@giquelconcko9889 ยท 2 years ago (edited)
Je suis au Congo Brazzaville et je suis tombรฉ par hasard sur cette chanson sur YouTube je ne comprend les paroles mais c sรปrement des bonnes Paroles de Christ et j'aime bien
99
@mialyraj3954 ยท 5 years ago
Raha tojo ady mafy aho
Dia izao no tsaroiko hoe
Akaiky Mpamonjy aho
Raha tondraka ny rano
Dia tsy maintsy ho tafita aho
Fa akaiky Mpamonjy aho
Esorina ny aiko fa izaho tsy hamaly
Ho sasa-poana ireo izay te hampijaly
Na alefa anaty afo tsy ahoako satria
Izao akaiky Mpamonjy aho

1- Ny tร nany mitsotra mamomjy ahy foana
Raha tojo olana sy fakam-panahy
Manambitamby ahy raha misy fotoana
Malahelo ka mitomany aho
Na dia mamaky lohasaha maizina aza aho
Fa tsy hatahotra ireo fahavalo aho
Dia isan'andro dia fantatro fa
Akaiky Mpamonjy aho

2- Nikombom-bava tsy namely ahy ny liona
Raha nalefa tao an-davaka aho
Tsy nanan-kery tamiko ny lafaoro
Na dia nafanaina im-pito aza aho
Dia gagagaga ireo nikasa ny hamono ahy
Raha nahita ireo fahagagana
Dia resy lahatra sy nilaza fa
Akaiky Mpamonjy aho
37
@robyarth5517 ยท 10 years ago
Notre belle รฎle est dans les abisses de la pauvretรฉ imposรฉe et pourtant des chants d'espoir comme celui-lร rapprochent ceux qui croient en leur Dieu et se battent pour un meilleur horizon.
75
@yng_mg6784 ยท 7 years ago
AKAIKY MPAMONJY Raha tojo ady mafy aho dia izao no tsaroako hoe : Akaiky Mpamonjy aho x 2 Raha tondraka ny rano dia tsy maintsy ho tafita aho fโakaiky Mpamonjy aho Hoesorina ny aiko fa izaho tsy hamaly, ho sasa-poana ireo โzay te hampijaly Na alefa anโady aho, tsy ahoako satria โzao: akaiky Mpamonjy aho Ny tanany mitsotra mba hamonjy aho foana Raha tojo olana sy fakam-panahy Manambitamby ahy raha misy fotoana Malahelo ka mitomany aho Na dia mamaky lohasaha maizina aza aho Dia tsy hatahotra ireo fahavalo ao Fa isanโandro dia fantatro fa akaiky Mpamonjy aho Raha tojo ady mafy aho dia izao no tsaroako hoe : Akaiky Mpamonjy aho x 2 Raha tondraka ny rano dia tsy maintsy ho tafita aho fโakaiky Mpamonjy aho Hoesorina ny aiko fa izaho tsy hamaly, ho sasa-poana ireo โzay te hampijaly Na alefa anโady aho, tsy ahoako satria โzao: akaiky Mpamonjy aho Nikombom-bava tsy namely ahy ny liona Raha nalefa tao an-davaka aho Tsy nanan-kery tamiko ny lafaoro Na dia nafanaina im-pito aza aho Dia gagagaga ireo nikasa ny hamono ahy Raha nahita ireo fahagagana Ka resy lahatra sy nilaza fa: akaiky Mpamonjy aho Raha tojo ady mafy aho dia izao no tsaroako hoe : Akaiky Mpamonjy aho x 2 Raha tondraka ny rano dia tsy maintsy ho tafita aho fโakaiky Mpamonjy aho Hoesorina ny aiko fa izaho tsy hamaly, ho sasa-poana ireo โzay te hampijaly Na alefa anโady aho, tsy ahoako satria โzao: akaiky Mpamonjy aho Na alefa anโady aho, tsy ahoako satria โzao: akaiky Mpamonjy aho http://tononkira.serasera.org/hira/fanasina/akaiky-mpamonjy Tsiky dia ampy
15
@fanomezantsoarandrianaride7652 ยท 9 years ago
Je suis d'accord ! Quand on est ร cรดtรฉ" du sauveur, on s'en sortira toujours!
53
@hobiharizolyandrianasolo7234 ยท 6 years ago
Mahereza daholo ry mpanaradia an'i Kristy Jesosy amin'ny alalanizany hira mamelombelona indray ny fiainampanahy izany! roso ny dia ny ampakarina rehetra!!! tsy miverina intsony andao hanao laharamanjohy ho any andanitra ; fa izay miverindalana eo dia hanenina aorina kely ao e....efa tanteraka daolo ny ankamaroan' ireo teny fikasana fa anjarantsika no mandinika amizao fotoana izao...lakolosy FANAIRANA ANTSIKA REHETRA izao vanimpotoana izao! ...zaranao aza mbola MAHAZO FAMINDRAMPO.....SAFIDY LANITRA SA HELO ...na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy ho tantera ny teny fikasana...Koa aza variana intsony ary e.manjeny ny andro lava ...mbola ho tra nenina anie e!!!.....SAMIA MAHEREZA DAHOLO ARY fa na inona midona ety dia mijery sy mitazana maso fotsiny ianao raha toa ka ANKAIKY MPAMONJY!
7
@elodiepetit1312 ยท 9 years ago
j'ai chantรฉ cette chanson ร l'รฉglise et je vais encore chantรฉ ร mon l'รฉglise ๐ค๐ค๐ค๐๐๐ ๐ ๐ ๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โคโค๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ค๐ง๐ค๐ค๐ค๐ค๐ค๐ค๐ง๐ง๐ง๐ง๐ธ๐ท๐ท๐ท๐ท๐ธ๐ธ๐ท๐ท๐ธ๐น๐น๐น๐น๐น๐๐๐โฉโฉโฉ๐ถ๐ถ๐ต๐ต๐ผ๐ผ๐ผ๐๐๐๐ฃ๐ฃ๐ช๐ช๐ช๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ธ๐ธ๐ธ๐ธ๐ท๐ท๐ท๐ท๐บ๐บ๐บ๐บ๐ฒ๐ฒ๐ฒ๐ฑ๐ฑ๐ฑโจโจโจโโโโโโ๐๐๐๐ฝ๐ฝ๐ฝ๐ฝ๐ฟ๐ฟ๐ฟ๐๐๐๐ป๐ป๐ป๐ฅ๐ฅ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐๐๐ฌ๐ญ๐ญ๐ก๐ก๐ฝ๐ฝ๐ฅ๐จ๐ก๐ก๐๐๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ฏ๐ด๐ด๐ต๐ต๐ถ๐ถ๐ท๐ท๐ธ๐ธ๐ธ๐ท๐ถ๐ถ๐ต๐ด๐ด๐ต๐ถ๐ท๐ธ๐ฐ๐ฐ๐ฐ๐ฐ๐ฐ๐ฐ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฆ๐ฉ๐ฆ๐ฉ๐ฉ๐บ๐บ๐บ๐บ๐๐๐๐๐๐ข๐ข๐ข๐ช๐๐๐ก๐ก๐ก๐ ๐ โบโบโฒโฒ๐๐๐ฅ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ฌ๐ค๐ค๐ค๐คโโโโโโโโโโโโโ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฑ๐ฑ๐ฑ๐พ๐๐๐๐๐๐ซโณ๐ ๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ฎ๐ฎ๐ฒ๐ฒโฅโฅโฅ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โทโท๐๐๐๐๐๐ฟ๐ฟ๐๐๐๐โนโน๐ฃ๐ฃ๐๐๐โคโฅโฆโง๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โกโกโกโกโชโชโโโโโโโโโโโโโโ๐ฑ๐ฑ๐ฑ๐ฒ๐ฒ๐ฒ๐ฑ๐ฒ๐ฒ๐ฒ๐ฒโโโโโโ ๐๐๐
4
@MarieHanifa ยท 1 year ago
2025, nous sommes encore lร
Mandrapiadanana neny๐ข cette chanson me rappel tellement ta tendresse
6
@reineramboasalama9516 ยท 2 years ago
Tsy nanakery tamiko ny lafaoro na nafanaina impito aza aho satria akaiky Mpamonjy aho !
2
@RojoTianaOliva ยท 10 days ago
Mahatoky, tsy ivadika @ Teniny Izy:
Mpamonjy mora azo indrindra !
@jeremykiser4665 ยท 9 years ago
Esorina ny aiko fa izaho tsy hamaly , ho sasa poana izay te hampijaly, alefan anaty afo, tsy ahoako satria izaho akaiky Mpamonjy.
5
Up next

Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy
mozika ยท 2.3M views

TDL (true direction life) Tsy hanan-java mahory NEW CLIP HD
Randrianomenjanahary Eric rado ยท 2.7M views

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
RADIO DON BOSCO Media ยท 939K views

Untitled
Henika Cevam, FANASINA, MIALY RAKOTOMAMONJY and more

Clip TANTELY ((((((mbola misy fanantenana ))) Clips officiels
MAMY TANTELY ยท 3.6K views

Rija Rasolondraibe - Mbola hotsaraina
Henintsoa Arivony Ranarison (InGOD) ยท 1.4M views

ุงูุฑุฌู ุงูุนููุจูุช ุงููุงุฐ ุจุงุชู ุงู Spider-Man Rescue batman vs iron man vs venom funny Game GTA 5 superhero
GTA HYPE ยท 631K views

ANTSON' I KRISTY -ENDRIKENDRIKA.
andryraissaldg ยท 455K views

MITONIA - REKO (Official lyrics video)
Reko Band ยท 4.3M views

Ariane - Ampelatananao | Nouveautรฉ Clip Gasy 2016 |
Ariane Officiel ยท 1.1M views

JOHANE - TANTANO (Directed by Tsilavina.R_La St'art Project2022)
La St'art Project by #Tsilavina R ยท 88K views

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
Zara music ยท 1.2M views

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"
Label PICTURES ยท 5.1M views

Didy Alfa - Izaho mbola tsy miova (Tononkira)
Tononkira Mahafaly ยท 617K views

Miara dalana -Vetson kira
Fahasoavana Tojo ยท 700K views

SOA JESOA FA TEO IANAO - AMPIFITIA ( FJKM ISOTRY FITIAVANA)
andriaamahenina ยท 5.4M views

Rojo Ny Avo & ROVA "OMANO NY MANDRAKIZAY"
Rojo Ny Avo ยท 2M views

HAY TEO FOANA I KRISTY
Iraky Ny Ray ยท 1.7M views

Billionaire saw his fiancรฉe humiliating the maid on camera... What he did next...
Vรฉu Antigo ยท 5.8M views

VOALOHAN'NY TENY - TARIKA FANOMEZANA. Hiragasy ara-pilazantsara
R T Tsiriniaina ยท 4.4K views