Solo ANDRIANASOLO - Fanekem pinoana
465K views · Aug 9, 2024 · People & Blogs
Comments · 45
@murrriellefa · 5 days ago
Tena tiako lotr l hira.mankasitrak🙏🥺😘
@sariakamah303 · 1 year ago
Ndriii.Misaotra an'i Solo 🥰 tena hoe ny zavatra nandalovanay ty hira ty (zanaka malala,tiana sy lalaina no indro re nalaina mbola vao maraina)
Tsy foiko ilay zanako nefa izay no tian'ny Ray nitondrana ny fiainanay dia manaiky sy misaotra AZY
Eny,ny herin'ny finoako tsy mbola niova loko.Mino tena mino aho fa tsy ho mandrakizay koa ilay velomanay
20
@randriambololonailaymahery8062 · 3 weeks ago
❤ eh nisy olana tany vatomandry 1989-1990
@MaminiainaClaudiaAndreinneRAKO · 3 months ago
Tsy ho mandrakizay ny velomantsika ry zandriko tiako sy tsy foiko indrindra. ❤😢
1
@tsimijalykanty2604 · 1 year ago
Nahoana ny maso no tsy hanganohano
Raha sendra alon-drano
Nahoana ny saina no tsy hovalalanina
Raha sangodim-panina
Mahery mahamay,
No hitsapana anay,
Ry Tompo Rainay

Nahoana moa, nahoana ny fo no tsy ho torovana
Raha sendra fahatsiarovana
Nahoana koa, nahoana no tsy ho adaladala
Raha zanaka malala
Tiana sy lalaina,
No indro re nalaina
Mbola vao maraina

Kanefa Raiko ô, izato hira ory
Izay asandratro izao
Tsy sanatria tsy akory ho faniniako anao
Fa mainka anolorako indray Aminao
Ilay manda vaovao,
Ny herin’ny finoako, tsy mbola niova loko
Satria mino aho fa ilay velomanay, dia mandrampihaona ihany
Satria mino aho fa ilay velomanay, tsy ho mandrakizay

Fa mainka anolorako indray Aminao
Ilay manda vaovao,
Ny herin’ny finoako, tsy mbola niova loko
Satria mino aho fa ilay velomanay, dia mandrampihaona ihany
Satria mino aho fa ilay velomanay, tsy ho mandrakizay
11
@SERVICEALTO-zr7zn · 2 years ago
Ilay velomanay dia tsy ho mandrakizay fa mandrapihaona ihany (pour ma mère)
5
@imaitsoanala-z8g · 3 months ago
Tsara be ilay hira kabefa mamplahelo ihany koa mankasitraka
@laurentratrimoharison8900 · 1 year ago
Misaotra Solo! Fanekempinoana, ahatsiarovako an'i Ny Aina zanako, misaotra ny Ray aho nanome azy ahy nadritry ny 26 taona ary misaotra Azy koa aho nandray an'i Ny Aina any aminy satria nisy nanalàny azy. Tsy ho mandrakizay ilay velomanay mianaka, ilay lahy tokako sady lahy matoako. Misaotra Ray ô!
10
@luctsilavinaandrianirintso3111 · 10 months ago
tsara lotra ,, Misaotra Tompo o,, Mankasitraka an 'i Solo ihany koa❤
3
@NanciaRAFANANTENANTSOA · 8 months ago (edited)
Manamarika ahy manokana ity hira ity, mandriapiadanana Zandriko tsy foiko❣
@laurentratrimoharison8900 · 1 year ago
Soa fa teo foana Ianao ry Ray, fa raha ny maha olombelona dia angamba efa nivary lavo na very tanteraka aho, izany no isaorako anao ry Ray satria teo foana Ianao nampahery sy nampitraka ary nampanatena fiainana vaovao sy tsara ho ahy, ny Fahasoavanao tokoa no mbola maha toy izao ahy.
4
@miaoni7964 · 7 months ago
Elle est belle cette chanson....
Up next

Untitled
Ngiah Tax Olo Fotsy, MIALY RAKOTOMAMONJY, Ljo and more

Ny Andriamanitra inoako - Bessa - Solo Andrianasolo
Tiana Luna + + · 119K views

Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]
MaevaRalafi · 1.9M views

Lalatiana - Nofy
Ymagoo Project · 1M views

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO
fjkmtv fahazavana · 79K views

NJAKATIANA - VETSON'NY SELIBATERA (Lyrics)
LAMOZIKA · 232K views

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"
Label PICTURES · 5.1M views

Tahak'izay
Poopy - Topic · 12K views

FENOHASINA MAMALY MAFY NY FANONTANIANA , NA MAFY AZA IZANY ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge · 78K views

NJAKATIANA & SOLO ANDRIANASOLO "HASAMBARANA"
Facebook_NJAKATIANA · 375K views

Bodo & Poopy - Medley
Emission Gasik'Arts · 3.9M views

Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison
Houlder Am's · 4M views

NY DITRAKO NJILA 1982
lrnt andri · 326K views

MITONIA - REKO (Official lyrics video)
Reko Band · 4.3M views

MELDLEY BEKOTO - MAHALEO by Tojo & Co [ Tolo-tanana ho an'i Bekoto]
Herilaza Gaetan RAKOTONIRINA · 10K views

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
Be Mozik · 310K views

Ny kanton'i Bessa & Lôla - Rija Ramanantoanina & Farakely (Medley)
ALOALO Event & Communication · 1.2M views

BACKSTAGE SOLO ANDRIANASOLO SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO
SKYONE TV & RADIO · 29K views

kamary Raiki-pitia
Maverick Topgun · 1.3M views

Ny hira - Solo Andrianasolo & Noël Rakotoarivony
Tiana Luna + + · 8.3K views