Mahatoky loatra - Pepe Shine - Clip officiel
2.6M views · Dec 10, 2021 · People & Blogs
Comments · 227
@ArsoniaRivesty · 3 days ago
Tsy miova ny Tompo omaly sy anio ary mandrakizay.
@sofiavictoria-e1x · 4 days ago
Matoky loatry 😢🙏🙏
@hervejohsonrabeharinjaka9697 · 1 year ago
Izay lazainao de izay no ataonao,tsy ba mandao ary tsy miova mandrakizay!!!!!❤❤❤❤❤
16
@dinahbaovorinarisoa6019 · 4 weeks ago
Mahatoky loatra aho Tompoko oooh 🥺🙏❤️
Izay natombokao tsy maintsy vitainao🙏🙏🙏
@TojoHarilala-p4n · 2 weeks ago
Matoky loatra anao izahay fa tsy very fahatokisananao❤❤❤❤❤
@vagnosoa18nancy16 · 3 years ago
Dieu est vivant à travers cette chanson😍❤❤❤!!! LOUE SOIT LE SEIGNEUR
21
@fevrika1005 · 3 years ago
Amen Mahatoky loatre ny Andriamanitra ntsika
7
@BrindoSamwikeng · 3 weeks ago
Vononagitra ho an' Andriamanitra🎉❤
@annitaharijaona5783 · 4 years ago
Tsy amela ahy am antsasadalana ianao Tompo !!
7
@Moon_fall8 · 3 years ago
Mahatoky Loatra ( Pepe Shine )

Ianao ilay omaly sy anio ary mandrakizay
Izay lazainao dia izay no ataonao
Tsy mba mandao tsy miova fa Matoky atr@ Farany
Andriamanitra mitsaoka Anao
Mitsaoka Anao

Mahatoky loatra Ianao Tsy handao ahy
Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana
Porofoinao izany t@ Fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra ianao tsy handao ahy

Mahatoky loatra Ianao tsy hanadao ahy ( Jesosy oh)
Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana
Porofoinao izany t@ fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao , tsy hanadao ahy

Ianao ilay omaly sy anio ary mandrakizay
Izay lazainao dia izay no ataonao ( Jesosy oh)
Tsy mba mandao tsy miova
Fa mahatoky atr@ Farany
Andriamanitra mitsaoka Anao
Mitsaoka Anao ( Matoky loatr'Anao)
Mahatoky loatra Ianao tsy hanadao ahy
Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana
No porofoinao izany t@ Fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Matoky loatra Ianao tsy handao ahy

KEY UP

Tinao loatra aho tsy handao ahy Ianao
Tsy hamela ahy atr@ antsasa-dalana
Izay natombokao tsy maintsy vitanao
Ka tsapako ankehitriny
Tianao loatra aho , tsy handao ahy Ianao

Tinao loatra aho tsy hanadao ahy Ianao
Tsy hamela ahy @ antsasa-dalana
Izay natombokao tsy maintsy vitanao
Ka tsapako ankehitriny
Tianao loatra Ianao tsy handao ahy

Mahatoky Loatra Ianao , tsy handao ahy (Izany mihitsy Tompo oh )
Mahatoky loatra Tsy handiso Fanantenana
Noporofoinao izany t@ fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Tianao loatra aho tsy handao ahy Ianao

....... Izay natombokao tsy maintsy vitanao ka tsapako ankehitriny
Tianao loatra tsy handao ahy Ianao
8
@saguijessica4454 · 3 years ago
Dera sy lazaret ho an andriamanitra
1
@giannionjatsoa · 2 years ago
Tsy mba mandaho , tsy miova fa MAHATOKY ATRAMIN NY FARANY 💞
1
Up next

HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
Rakotondrasoa Karim · 999K views

HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Ministries
cevam network · 6.6M views

AZOKO NY FANDRESENA - Pepe Shine ft Jessi & Grace
Pepe Shine · 34K views

Rija Rasolondraibe - Mbola hotsaraina
Henintsoa Arivony Ranarison (InGOD) · 1.4M views

JOHANE - TANTANO (Directed by Tsilavina.R_La St'art Project2022)
La St'art Project by #Tsilavina R · 87K views

MITONIA - REKO (Official lyrics video)
Reko Band · 4.3M views

D-LAIN - Ato Am-Poanay Foana
DJ MAXIME · 3M views

Theo RAKOTOVAO - Zaho Natsanganao (You rise me up)
Theo RAKOTOVAO · 620K views

"Mitalaho" - Jaw's Band
JAWS BAND · 2.5M views

TDL (true direction life) Tsy hanan-java mahory NEW CLIP HD
Randrianomenjanahary Eric rado · 2.7M views

ENTO | Bodo | Cevam Ministries
cevam network · 1.8M views

Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
Matthieu Princy · 8.7M views

Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
Pepe Shine · 962K views

Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Rija RASOLONDRAIBE - Officiel · 1M views

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"
Label PICTURES · 5.1M views

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
Zara music · 1.2M views

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)
Sky Team Music · 431K views

Akaiky mpamonjy FANASINA
ebjay rabe · 3.7M views

TOE-PO - Joseph d'af
Joseph d'af Officiel · 1.9M views

Tselatra - Rainay ô
Ando Rak · 3M views