RESAKA ZANAK’ i RAJOELINA NAHAZO DIPLÔMA TATY SUISSE ...
46K views · Feb 10, 2025 · People & Blogs
Comments · 99
@leroabalita687 · 1 year ago
Les enfants Gasy pas d eau pas de bourse pas d électricité c honteux
11
@PhilibertRandrianarivelo · 1 year ago
Marina zany Koto fa zahay tsy saha miteny na mba misy te-ho teneninay aza
13
@GabRiel-q8e3n · 1 month ago
Milay rangahy anao fitaratra hoany tanora n'y zavatra ataonao
2
@balimalalachou9625 · 1 year ago
Tian'ny vahoaka ilay fiovana fa matahotra gagazo sy lacrymogène ny madinika.
7
@julienjackie6887 · 1 year ago (edited)
Tsy nisy nanenjika anie izy, raha nampandroso any Madagasikara, fa tsy firenena tena farany izay mahantra erantany ! Raha manana asa daholo ny Malagasy, raha afaka misako intelo isanandro ny vahoaka Malagasy, raha afaka mianatra aminy sekoly misy dabilio daholo ny mpianatra Malagasy, raha afaka mitsabo tena ara pahasalamana daholo ny vahoaka. <br>Aiza ko ny firenena entiny no mahantra indrindra manerantany, ny vahoaka tsy ampy sakafo fa fadiranovana. Kanefa rehareha fanehoana harena no asehony izy mianakavy sy ireo tariny rehetra mpisolelaka sy mpiray petsapetsa aminy fangalarana ny harem-pirenena sy ny Volam-bahoaka ireo.
10
@LeoncinePatricka · 1 year ago
Marigny rah jiaby volahninao zegny Mr Koto,mazava ho azy fa ifirany atsika Malagasy ,Tanindrazana efa namidy ny vahoaka Malagasy maty mosary,i Madagasikara lasa mahanyra indrindra, mapalahelo fa indrisy ny zava misy😢😢
13
@dinarako4063 · 1 year ago
Ina ny olona ra mpanasa viliha?! Io fanimbanina io no tsy maha tafavaoka antsika Malagasy. Mahakivy
8
@kotorazaka4364 · 1 year ago
Zany ve ahagaga koto a! Volamena firy taonina nivoaka teto Madagascar depuis 2009 tsy Atao mahagaga raha afaka mandoa écolage lafo be ny zanany
6
@KennedyMichal · 1 year ago
Marina tsy misy diso 😢😢
9
@YvetteAujard · 1 year ago
Tena misy farany raha jiaby marigny
8
@JeanneAimeeRaheliarimaro · 1 year ago
Misaotra Koto mampahafantatra izany.Mirary soa ho anao sy ireo zanakao zanak'i Madagasikara sy reharehany firenentsika .Misaotra @ ezaka nahatafitanao ireo zaza ireo n'a inona nainona asanao tsy zavadehibe izany fa n'y n'y tena lehibe dia n'y ezaka nataonao sy n'y maha Malagasy ireo zanakao ireo fa tsy metisy<br>Mazava n'y lalana nalehanao fa manana olona manampahaizana isika Malagasy .Misaotra Koto.
5
@estellesoumira7010 · 1 year ago
Volam-bahoaka malagasy no nanifany Andry Rajoelina 8cm ny ecolage ny zanany io ry Koto à, tantara ny FARAHON igny tsy Hangano ry Koto à, ino ny fihafarany FARAHON, punition de Dieux io avy fo aminy Andry Rajoelina Français 8cm io.
2
Up next

TSISY FOTONY @ GASY INTSONY ILAY FITONDRANA @ ZAO , FA DIA GADRA SY BASY SISA NO MITAZONA AZY ...
Koto · 11K views

PAPASOSY , NIFONA TEO ANATREHAN’IREO RAZANA ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge · 28K views

ANNIVERSAIRE MAINTY AMBOHIMALAZA : CONCLUSION AN’ i KOTO MANOLOANA ILAY AFERA ...
Koto · 32K views

❌TRATRA NY NAFENIN'NY FITONDRANA SY KOUFALY DAYA ARY NY AFERA RAISSA🚫❗
Maso Madagascar TV · 23K views

NY TANTARAM-PIAINAKO [ KOTO LILAHIMAHITSOAMBO ] ...
Koto · 15K views

RAJOELINA EN JUSTICE : SON CERTIFICAT DE NATIONALITÉ SOUS ENQUÊTE !
L'Express de Madagascar · 7.6K views

Fanirisoa Ernaivo Valin kafatra ho an'i Andry Rajoelina sy Ravatomanga
RBC G Tv · 20K views

FENOHASINA MAMALY MAFY NY FANONTANIANA , NA MAFY AZA IZANY ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge · 74K views

🚫ADIHEVITRA: KENDAN'NY VOMANGA NOHOANINY I RAJOELINA SY NY MPIARA-DIA AMINY ANKEHITRINY❌❗
Maso Madagascar TV · 21K views

FAHATSIAROVANA DÉBAT - ANDRY RAJOELINA 🆚️MARC RAVALOMANANA-DIDIER RATSIRAKA 🆚️ ZAFY ALBERT
VAOVAO MALAGASY · 67K views

TOY IZAO NY KARAMAN'NY GOVERNEMANTA....
ROATELO3 · 12K views

AMPAMOAKA FANIRISOA , SINOA 11 ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge · 33K views

🚨🚨🔥 VAOVAO MAFANA - Michaël Randrianirina[PRRM] teny Ivato
Gasy Tsara · 27K views

VIDÉO MIKASIKA AN' i SYNTIA ...
Koto · 39K views

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗
Maso Madagascar TV · 46K views

Aiza izao Louis Bernard
News 24-7 · 16K views

INONA MARINA NO NANDALO TAMIN'NY RESAKA MEIZAH ?? ...
Koto · 45K views

TSY HITSITSY SADY TEZITRA MAFY i PRRM
VAOVAO MALAGASY · 9.1K views

RAHARAHA AMBOHIMALAZA HOHENOINA NY MINISTRY NY FAHASALAMANA TEO ALOHA SY NY ZANDARY NANAO FAMOTORSNA
News Mafana TV · 599 views

FANIRISOA ERNAIVO NO NANOME BAIKO NY HAMOAHANA IREO SINOA VOAFONJA 11 LAHY sy NAMPANDOSITRA AZY IREO
Révélation · 12K views