Madagascar by Mahaleo (Full Album - Audio)
356K views · Jan 4, 2021 · Music
Comments · 51
@MarieDominiqueBooz · 1 month ago
🙏🥰💝🫶🎉🌷🦋❤️🇲🇬👍🍀🌿 Misaotra Betsaka e , Tsara ny Hira Malagasy 💥
2
@leoncewingkong2373 · 3 months ago
Nisy K7, ny iray mavo ny fonony, misy an'i Lendrema, dia nisy iray hafa koa mavokrely, misy an'i Bozy, Razazavavy, Hay hay, sns. Mba azo havoaka eto ve izy ireny ? Enregistrements studio ireo. Hafa mihitsy ny kalitaon'ny feo !
4
@harishue · 5 years ago
Hafatra sarobidy napetrak'ireo zoky izay voamarina avokoa. Misaotra anareo rehetra tompokô 🗣️🎸🥁💗
9
@jeanneodetterasoanambinina9438 · 4 years ago
tsy mety lefy laza<br>Rip aux autres membres <br>vous êtes à jamais dans nos COEUR les dieux de la chanson malgache
8
@lembagnol5882 · 4 years ago
Mahaleo tamin'ny taona niantombohany izany. Itpkl Lucien RAJAONA no nampahalaza an-drizareo tao amin'ny Radio Madagascar; dia avy eo i Latimer RANGERS. Tokony ho be vola nanan-karena ny mpihira tamin'ity tarika ity; saingy notakian'ny fanjaka hetra be, sy nofetsifetsen'ny Tafika Malagasy.
1
@vanessalloret1422 · 4 years ago
(2022) Mankafy foana ❤️ <br>Mihaino an' ity vazo ity aho 🎧 alohan'ny hiasa. MANKASITRAKA 👍
4
@soultylive · 5 years ago
Album mythique d'un groupe légendaire référent de l'identité malagasy
6
@tiffaniorakotondrasoa923 · 3 years ago
Mankasitraka sy sy misaotra❤, tsara ny hira fahiny izay mba milaza zavatra tsara, izay kanto❤fa misaotra betsaka. Ilay hira amin'izao fotoana izao dia hira izay miteninteny foana, hafa ihany ny fahiny❤🗣️🫂📻
1
@aldorasolonjatovo1280 · 4 years ago
Aie aie Mahaleo hafa ihany, Vololona et Nenina ..exceptionnel. misaotra e
3
@natachabotsilaza6123 · 5 years ago
Mampatehitomany 🥲🥰mihintsy. Mahatsiro ny taloha. Misaotra betsa ho an‘ i groupe Mahaleo. 👍🙏
3
@lolarun974 · 3 years ago
Ndry! Mahatsiaro ny fotoanan'ny fahazazana zaho maheno ny hira rehetra ato @ity album ity, tamin'ny andron'ny radio cassette. Merci le groupe Mahaleo, symbole de notre jeunesse et toute une génération 🙏💖💖💖🙏
1
@aminamiroir821 · 5 years ago
Mampahatsiaro ny andro taloha marina è ,ka misaotra betsaka o.
2
Up next

Deux Voix Deux Guitares by Dama & Erick Manana (Full Album - Audio)
Hira Gasy · 695K views

Francis Cabrel 🎙️🎙️ La fête continue avec les plus grands hits🎶🎶
French Retro Vibes · 1M views

Untitled
Mahaleo, Erick Manana, Samoela and more

Best of Clip REBIKA Vaovao 1 HD -- Hira malagasy
Fefe Mozika · 196K views

Golden Timeless Country Roads 60s 70s 80s - Angel of the Morning, Sweet Caroline, Livin' On Love
Dustbourne · 13K views

Mahaleo - Album cassette Somambisamby - Face 1 (Madagascar)
Kapila 45 tours fananam-pirenena · 16K views

Air Supply Greatest Hits ⭐The Best Air Supply Songs 2024 🎁
Soft Rock Legends · 6M views

Mélodies de Madagascar by Dama Mahaleo (Full Album - Audio)
Hira Gasy · 231K views

BEST OF KAIAMBA (Playlist audio)
LAMOZIKA · 13K views

Best Folk Songs Of The 60s 70s 🌾 Take Me Home, Country Roads, The Boxer & The Sound of Silence
Folk Songs Official · 946K views

Mama Sera by Mahaleo (Full Album - Audio)
Hira Gasy · 86K views

The Best Of Kenny Rogers & Don Williams Old Classic Country Music🤠Classic Country Songs 60s 70s 80s
Golden Country Classics · 427K views

MILY CLEMENT - BANJA MALALAKA (Full Album Audio)
LAMOZIKA · 158K views

Ny nanahary Örera
Jean Martin Claudio · 201K views

Les plus grands succès de Francis Cabrel 🎵 | Les meilleures chansons 2024
French Retro Vibes · 153K views

🎶🎶🎶Charles Aznavour, les plus belles chansons d'une légende!🎼🎼🎼
MUSIQUE FRANCAISE · 598K views

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐕𝐘 (Full Album Audio / Studio MARS 1997)
Samoela · 646K views

Bob Dylan, Joan Baez, Johnny Cash & Pete Seeger 🎸 Golden Era Folk Legends | 1960s Acoustic Revival
Lost Folk Archives · 30K views

Rod Stewart, Lionel Richie, Elton John, Eric Clapton, Bee Gees- Soft Rock 70s 80s 90s Greatest Hits
Rock Anthems Forever Official and EPIC ROCK CLASSICS · 5.8M views