Tarika Rossy Tsika Jiaby 2024 complete show
51K views · Jun 2, 2024 · Music
Comments · 18
@fleurettekobel2490 · 2 years ago
Miarahaba ianareo tarika Rossy rehetra ! Ary mankasitraka be dia be , sy ho ela velona ianareo rehetra manatontosa ilay tarika !Tena manankarena isika misy mpanakato tahaka anareo ! Feno ny fo ankafalia ( ankaravoana ) , nefa rehefa mijery an'i Madagaskar tanindran <s>tsika , dia feno koa ny fo malahelo ! Tena misy zavatra saro - pady ny nataon</s> tsika vahoaka Malagasy , satria efa tsy baraka no mahazo ny Firenen- tsika lasa mahantra toy izao , fa ny loha tapaka , koa lasa nivoana daholo ny fisainana ! Raha mbola misy ilay Zanahary sy ny Razan- tsika Malagasy , dia tsy maintsy mbola hisy ilay fanantenana , fa nefa mila miova ny toe- tsaintsika izay manimba ny harena hananan - tsika rehetra ! <br>Masina ny Tanindrazana !
3
@sylviaratsimandresy8960 · 2 years ago
Hafa ihany ny Tarika ROSSY.Ngeza !!!!Tsy ho lefy laza. Sambatra ireo izay nahita mivantana. Miverena @ ny herintaona fa tsy maintsy tongako. Misaotra ireo nizara eto.
1
@fleurettekobel2490 · 2 years ago
Mbola mamerina ny fiharabana ny tarika Rossy mandrakizay !<br>Mampiorin- koditra ny gadon'ity Musik ity ! Tena musik mampiray ny fo sy fihavanana @ hafa !<br>Masina ny Tanindrazana !
1
@rafano-cu1gi · 2 years ago
Mci bcp zokinay
1
@holly2175 · 1 year ago
Misaotra betsaka ny Tarika ROSSY. Tena mankasitraka tanteraka Sady hafapo . Izany no tena atao hoe ARTISTE ❤❤❤❤
1
@MAMYDORYS · 2 years ago
Ao tsara, mampatsiahy ny tapôlakaglady. Alefa Rossy👍👍👍
1
@fleurettekobel2490 · 2 years ago
Ho ela velona ity tarika ity ! Mino fa mbola fa hisy ny fanantenako hahitako ity tarika ity indray andro any !
1
@mamymd445 · 2 years ago
mankasitraka
1
@StalineRajoelison · 1 year ago
tsy manampharoa e, Ngeza dia ngeza eny foana
1
@JeanAiméRATOLOJANAHARY · 7 months ago
Mercie ranga Zoky Bo a
@RameloAristote · 2 years ago
siora foana rossy an
2
@menjaraz · 2 years ago (edited)
RaLiva sy RaHery, mbola any ve ny Acapulco Band eh? 😀
1
Up next

ROSSY - Full Live Performance (MAKUA FESTIVAL MUSIC - 2ème Edition) Madagascar 2026
HIRA TIAKO · 86K views

Jaojoby live at Rio Loco Festival 2017 (complete show)
madakous · 81K views

100% KAIAMBA RANORAY : Mozika Malagasy
LAMOZIKA · 197K views

SOLANGA 30 Mai 2025- #Rossy na i #Paul_Bert_RAHASIMANANA
News 24-7 · 13K views

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 🇲🇬 𝐋𝐈𝐕𝐄 𝐄𝐒𝐂𝐀 𝐀𝐍𝐓𝐀𝐍𝐈𝐌𝐄𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟏𝟗 (Zara-Revy / Full Concert / Be Mozik)
Samoela · 179K views

PLAYLIST MUSIC IA MADA ( Partie .1 )
MUSIC AI MADA · 12K views

ROSSY - BAPAMPA BE EUROPE TOUR 2025
madakous · 35K views

BEST OF JACOB DESVARIEUX
Myster Rudy · 1.7M views

Calema - Voyage Tour (Live in MEO Arena)
Calema · 1.7M views

ZAZA AUX ETOILES DES COMORES 2017 A MARSEILLE
ABDITECH PROD · 114K views

LIVE 𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 #BESOHERINA_FESTIVAL (Part.2)
Samoela · 26K views

MOZIKA MAMPIREVY | REVIREVY 100% MOZIKA MALAGASY
HIRA TIAKO · 189K views

TABANKA DJAZ 25 anos Coliseu dos Recreios(Lisboa) FFHD 1ª parte
Tabanka Djaz · 3.3M views

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012
madakous · 184K views

The Oliver Mtukudzi Collection Mix Vol 1
DJ CHIBENZI · 80K views

Afrika Festival Hertme 2026 - ONE song OF EACH artist
madakous · 839 views

Raboussa Génération 2000 - 2e Edition L'intégrale by SR Event & NYR Image (Full HD)
Nyr image · 95K views

hay ve ny fiainana manova ny fisainana raveloson arivonimamo
Felana Robina RAVONIRINA (ANIBRO) · 86K views

Kassav' - Carnaval Tour - Le Concert Complet
KASSAV' · 5.6M views

Spectacle Rossy au Stade de l est île de la Réunion 10/10/2026
fabienne demette · 10K views