Mofonaina isan'andro anio Alatsinainy 23 Novambra 2026. #FJKM_Ambohitantely
3.8K views · Nov 23, 2026 · Education
Comments · 13
@RazanavahyVonintsoa-i7s · 1 day ago
Ny Fivavahana Kristianina dia Fiainana isan'andro
Misaotra Jesosy
Misaotra Pasteur
3
@grelletvonjiniaina8639 · 1 day ago
Misaotra indridra hatrany Pastera amin'ny fizarana mahasoa isan'andro. Dia ho tahin'ny Tompo hatrany ianao sy ny ankohononanao. Ary mirary herinandro mahafinaritra ho antsika tsirairay avy mpanaraka izao fizana izao.
Bonne semaine bénie.
Amen❤
2
@harylidon4098 · 1 day ago
Fiadanana o , Misaotra Ray Malala o noho ny Teninao mitari-dalana sy mampianatra anay mba handeha amin’ny fahendrena sy Fahamasinana , Ampio izahay Jeso hizara ny Fahasoavana am’manodidina anay , Tehirizo mandrakariva ny Finoanay Jeso mandra-piavinao ... Amen ! Misaotra indrindra Pasteur , Homba anao sy ny ankohonanao ny Tompontsika . Amen ! Gloire à Dieu ❤
@lalaorandrianarivo729 · 1 day ago
Amen ❤️❤️❤️🙏...makasitraka indrindra Pasteur.
1
@MaryseAndriamasy · 1 day ago
Amen 🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur 🙏❤️
1
@SimonRabarison · 1 day ago
Mankasitraka Pasteur Rakotonavalona Maholy (niaraka SN tany Mantasoa isika)
Manaraka anao eto isan'andro
1
@michelraza443 · 1 day ago
JESO Ô ! AMPAHEREZO mandrakariva izahay mba hitombo FAHENDRENA amin'ny FANARAHANA ANAO ,ka ho tonga Modely alain-tahaka eo@ manodidina Anay,ho MENDRIKA ANAO TOMPO Ô 🙏🙏🙏!
MANKASITRAKA INDRINDRA PASTEUR Ô ❤ ❤ ❤ !
@rajaonarisonnorotiana5184 · 1 day ago
Ampitombohy lalandava ato anatinay 💓 JESOA ô ny finoanay ANAO, iroborobon'ny Fanahy Masinao IBITSIKA mangina mandrakariva ato anatinay mandrakizay, ahaizanay mitondratena 🤞, manoloana ny rivotr'izao tontolo izao izay mikatsaka isan'andro ny andavo anay @asan'ny satana . Matoky 💯ny fitantanaNao zahay ny @hoavinay iray manontolo,mba hoeo ambany fahasoavaNao mandrakizay 👏👏👏👏 ↗️✊💚!!!! Misaotra indrindra Pasteur Maholy 😇📖✍️🤝 !!!!
@IRENERASOARIJAONA · 1 day ago
Amen 🙏
1
@lisiheryralisa2466 · 1 day ago
Misaotra Tompoko
2
@akramca-h6f9o · 19 hours ago
Amen ❤❤
@DanielLydia-n7m · 23 hours ago

Up next

Mofonaina isan'andro anio Talata 24 Novambra 2026. #FJKM_Ambohitantely
FJKM Ambohitantely Fiangonana · 2.2K views

MOFONAINA 24 NOVAMBRA 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
FJKM Isotry Fitiavana · 167 views

Mofonaina Talata 24 Novambra 2026
FJKM Ankadimbahoaka · 358 views

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
Be Mozik · 308K views

NY VAOVAO DU 23 NOVEMBRE 2026 BY KOLO TV
KOLO TV · 1.8K views

TORITENY ALAHADY 22 NOVAMBRA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA
FJKM ATSIMON'IMAHAMSINA · 4.2K views

Tonkatrano Kristiana mitaiza ny tanora ho olom-banona
Ranja Arinala · 8.4K views

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Rom. 8: 31 - 36)
Marka 16: 15 - Pst Tahina · 8.6K views

Hira Fiderana | Fiankohofana | Evangelique Medley Malagasy | Vol 2
Fiderana sy Vavaka ary Fampianarana · 113K views

🚨 AFFAIRE AMBOHIMALAZA – PARTIE 6 🇲🇬
KOLOTSAINA · 9.1K views

Debat Kristianina Rija Randrianandianina vs Silamo Marcel Mohamed
Zoky sa Zandry · 12K views

FAHANO NY ONDRIKELIKO!_Talata 24 Novambra 2026
FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo · 572 views

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO
fjkmtv fahazavana · 78K views

🔔REPRISE SUITE AU INCIDENT TECHNIQUE NOUS VOUS EXCUSONS🔔
JOURNAL 261 🇲🇬 · 1.2K views

ALEO MBA HITENY RAHARAHA FENOHASINA
ROATELO3 · 9.6K views

Catholic Mass Today | Daily TV Mass, Tuesday November 24, 2026
Daily TV Mass · 13K views

Hira Fiderana | Mihetsiketsika | Medley Evangelique Malagasy
Fiderana sy Vavaka ary Fampianarana · 104K views

Mofonaina isan'andro anio Sabotsy 21 Novambra 2026. #FJKM_Ambohitantely
FJKM Ambohitantely Fiangonana · 3.3K views

PLAYLISTS EVANZELIKA MEVA (MEVA MUSIC)
Meva Music Cover · 43K views

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (I Tes. 5: 1 - 11)
Marka 16: 15 - Pst Tahina · 3K views