Ads skipped

DIDALOS NIOVA FO ?? ...

22K views · Jan 17, 2025 · People & Blogs

Comments · 85

• @JulesVERCOME · 1 year ago

internet no andraisan ngah izany fa maro ireo Olona tena Scientifiques mino Fa misy Andriamanitra   mivavaka  ary zaho mipetraka 25 taona aty an Dafy fa mahita fa tena Mivavaka ny olona Aty  ---Tandremo fa diso daholo izay Lazain ity rangah koto ity

4

• @mampiononarakoto1179 · 1 year ago

Mampalahelo ahy loatra ianao zokibe Ray aman-dReny 🙏🏻🙏🏻🙏🏻, IZY Andriamanitra Tompon'izao rehetra izao anie hanokatra ny masom-panahinao ka hahiratra sy hahalala ny marina mahakasika izany. Tsy tokony afangaro ny ara-nofo sy ny ara-panahy ry rahalahy 🙏🏻. Tsarovy fa isika izao dia bitika sy kely ary tsy afaka manao n'inon'inona akory fa alahatra manoloana ny hoavintsika rehetra. Ohatra fotsiny hoe iza no manome fahavelomana ho antsika? Moa ve isika mahay mampitombo iray segondra ny androtsika? Mino aho fa hijoro vavolombelona tahaka izao ihany koa ianao @ fotoana hampahirataNY anao 🙏🏻🙏🏻🙏🏻

3

• @LittleDavidRarivoRazafinjatovo · 2 months ago

Rehefa TONGA MAHIRATRA  MIBEBAKA TOA AN'I DIDALOS I KOTO dia HO FIFALIANA LEHIBE NY AO AN-DANITRA "Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin'ny olona marina sivy amby sivi-folo, izay tsy misy tokony hibebahany.

— Lioka 15 : 7. Mahereza daholo ISIKA MALAGASY SADY MAHIRATRA NO HENDRY.TAHIAN'I JESOSY DAHOLO.

1

• @Pharedanslanuit · 1 year ago (edited)

ny anao ry Koto hafangaronao ny fiangonana apostat  ( ny fiangonana manondrana reny sy ny catholique mpanompo sampy )  sy ny fiangonana  fidèle  ( tena mpanara dia ny Tompo ) hanaratsianao ny fianogonan'i Jessoa Kristy. De mirehareha foana ianao oe aty am tany mandroso tsy mivavaka tsony , fa tsy hitanao ngaha ny declin morale aty europe occidentale , ny depression , tsy misy fanantenana tsony ny olona aty de mivarilavo am fivavahana orientale (energie , nouvel âge ) ka voan'ny depression ny ankamaroany . Tsy misy vide spirituel zany fa nosoloiny sampy ny fivavahana kristiana . Any ampianarana ny tanora aty andafy miresaka ny ankizy oe je me sens vide , toujours en colère, triste, miova sexe ny maro , mahatsiaro tena deboussolé  ... fa ny zanakay  kristiana aty milaza oe soa aho fa manana an Jesosy . MITENITENY FOANA IANAO RY KOTO ARY TSY FANTATRAO IZAY LAZAINAO .Ny manjo an Mcar ndray de ny politika no mahatonga ny habadoana fa tsy ny finoana vely2 , ny tena finoana manova sy manandratra ny fianan'izay tena mino , afaka mijoro vavolombelona am zany daholo ny tena mpanara dia ny Tompo. Ianao tsy niexperimenter an zany de milaza izay zavatra tsy fantatrao.

2

• @mendrikarazafi3063 · 1 year ago

Koto ko tsy tara an 👍😂

4

• @PenoRakotonindraina · 1 year ago

ilay manompo fiangonana sy pasitera no tena olana eto madagasikara

4

• @AnouskaRANAIVOMANANARIVO · 1 year ago (edited)

Google und Wikipedia sind keine seriös Informationsquellen.

2

• @DomoinaRamavoarisoa · 1 year ago

Anampy an’i  Révérant Medar ,
Odskrôs sikirikiri

1

• @razafisomatanuja1398 · 1 year ago

1

• @rakotonirinatsimamangafila8380 · 1 year ago

Ny olona intelligents no mahay misaina ny ao amin'ny baiboly.

2

• @bienvenuerahoilijaona1164 · 1 year ago

ity iombonako:
" entre olona iray sy ny mpahary (Zanahary) an'azy ve dia hila mpanelanelana hiresaka @ny",
TSIA, izaho ihany dia zay

4

• @RochmedesteManaitra · 1 year ago

Ny finoana dia avy amin' toriteny Mrs Koto voalazan' Baiboly..,Ka ny olona no mitoriteny satria nohiraina hanao an' izany izy...

2

Up next

LIVE

ANNIVERSAIRE MAINTY AMBOHIMALAZA : CONCLUSION AN’ i KOTO MANOLOANA ILAY AFERA ...

Koto · 25K views

LIVE

Interview Malakilaky - Bekoto (Groupe Mahaleo)

TwoStops · 10K views

LIVE

Raharaha Ambohimalaza

Jean Ranarison · 82 views

LIVE

Qu'est devenue la dernière reine de Madagascar après son exil par la France ?

Après la Couronne and Bernard Royer · 15K views

LIVE

AVY ENY TANAMAKOA VE IANAO DIA ASHLEY , JESSICA , ADRIANNA NY ANARANAO ?? SIMBA NY GASY EH ...

Koto · 2.1K views

LIVE

Mba tsy ho mpanaratsy - KOLOINA & FITAHIANA feat Rojo Ny Avo - clip original

Ny Aina Mamy ANDRIANOELIMANANA · 4K views

LIVE

🎤Aty andalam-be atsika zao handeha hamantatra mankory viavy rehefa exité ?🎤

GangMan · 75K views

LIVE

Trump Pressures Nvidia to Reinstate CEO Jensen Huang & He Tries to Explain Calling Putin His Friend

Jimmy Kimmel Live · 2.7M views

LIVE

ALERTE À MADAGASCAR : LE CERTIFICAT D’ANDRY RAJOELINA SOUS ENQUÊTE

L'Express de Madagascar · 1.1K views

LIVE

FANDAHARANA MANOKANA MINISITRY NY FITSARANA 21 NOVAMBRA 2026

Televisiona Malagasy (TVM ) · 1.4K views

LIVE

SPECTACLE POOPY : TSY NAMPOIZIKO FA KAY TENA NIREFOTRA BE , TSY NAHADISO FANANTENANA ...

Koto · 6.5K views

LIVE

ANDROANY , IZAO , RAISO NY FANAPAHAN-KEVITRA GOAVANA MBA HAMPIHAINGA IO FIRENENTSIKA IO ...

Koto · 4.1K views

LIVE

NY SIPA TANORA @ IZAO FOTOANA IZAO : TSY NY BANDY HAHATAFITA AZY @ FIAINANA NO JERENY ...

Koto · 6.3K views

LIVE

🔴🟢 ANTSOHIHY : HAFATRA MAFY AVY AMIN’NY BEN’NY TANÀNA VANESSA HO AN’I DR RICHARD.

Le Quotidien Sofia · 521 views

LIVE

RAHARAHA AMBOHIMALAZA PART III

MADA TUBES · 17K views

LIVE

RAJOELINA EN JUSTICE : SON CERTIFICAT DE NATIONALITÉ SOUS ENQUÊTE !

L'Express de Madagascar · 7.5K views

LIVE

Cover DZAMA Francis Turbo by MAMIBE

batata mafaiky · 11K views

LIVE

ANAHIDRANO ET PHILBERT TSIRANANA

Girardo RAMAMBASOA · 1.2K views

LIVE

Lisa Eckhart – AfD, Krieg und Deutschlands völliger Wahnsinn! #lisaeckhart #kabarett #satire

Sehr laut lachen · 18K views

LIVE

Nanao tatitra ny zavabitan'i JENERALY LYLYSON René DE ROLAND mombany raharahany tany

News Mafana TV · 64 views

YouTube, with the door locked.

Aegis plays a clean stream instead of YouTube's player, so pre-roll ads, trackers, and fingerprinting never ride along. Drop Shields any time if you want the official player back.