SARERAKA MEDITATION 2018
352K views · Dec 30, 2017 · People & Blogs
Comments · 184
@fanirymaholison942 · 3 years ago
mlay e!, mba asio Meditation ity 2023 ity zoky sareraka
3
@tokiniainaricky8588 · 8 years ago
Nareo koa nge 05 taona no teo amin'ny fitondrana ry zoky Sareraka ah! Fa nahoana no tsy niteny nandritra io fotoana io. Ekena ary hita-poko sy hita-pirenena fa tsy mamely ny fitondrana HVM am'zao. Manohy ny lalana efa nosokafanareo fotsiny ry zareo. Sa rehefa nareo no mihira dia voromanga fa rehefa ny hafa dia vorondolo, fafao aloha ny tokotaninareo teo am tetezamita fa tsy manadino ny fijaliana ny malagasy na dia hanadio tena ianareo
14
@maheryandriamparany3534 · 5 years ago
hiverina hiteny indray ve izany i Sareraka? 2021
@rivojeanraynaudrandrianant1113 · 5 years ago
2021/ Mihaino ilay hiranao aho Sareraka telo taona aty aoriana - miandry ny tonony manaraka fa be dia be izao ny vaovao azo atao tononkira... Sa?... hum.
@andrianavalonamiora6011 · 5 years ago
mandrora miatsilany, tsy mila mamorona méditation 2021 tsony fa ity ihany defa metimety amty 2021 ity kkkkk
@andriatolotrarakotoarison7097 · 5 years ago
Mbola mitombona ilay hira hatramin'izao 2021 izao
@vohimarina9546 · 4 years ago
Iangaviana maika ingahy Sareraka hanova @ izay ny tononkira fa efa be no tokony ovaina, indrinda fa ny anarana voatanisa ao! Ny lisitr'ireo anarana moa efa lavabe mihintsy no tokony ho tononina @ izao sy ny zavadratsy ataon'ireo sy ny vahiny mpiray petsapetsa aminy! Sa mbola tratran'ny hoe "Marenina aloha!"?
@tmgofficiel3010 · 4 years ago
abracadabraa lasa ny harenan'ialahy respect zoky sareraka
@heryrazafimandimby2588 · 8 years ago (edited)
Hira handihizana sisa izany an. N'y toniny tsy mampiraika ny olona intsony fa efa teo ianareo ry zokibe no niala ah. Kitrano an-trano n'y a nareo rehetra tonga ao an dapa ao fa ny majinika mihinana tay foana, dia teny ratsy ny desera. Mbola ho ela ve vao ho teraka ny génération hanarina io tany masina io ? 😥😥😥😥😥😥😥😥
@DannyArinjato · 8 years ago
Mahazo asa daholo ny tanora rehefa maty! :(
4
@toavintsoaandriamiarinariv3943 · 8 years ago
be vava nefa teo no niala!!!nareo indrindra no tena nanomboka ny famotehana teo ee
6
@onjaratsitohaina8680 · 8 years ago
nareo ko nge ry zoky refa naazo seza nareo tsy ita izay natao e.
4
Up next

Meditation - Sareraka
Sandrino Mah · 35K views

100% KAIAMBA RANORAY : Mozika Malagasy
LAMOZIKA · 198K views

MIGADRA MANDRAPAHAFATY I FENOHASINA , IZANY NO ANGATAHIKO FA TSY MANGATAKA ONITRA AHO ( Nouveauté )
Voix de la Terre Rouge · 35K views

kristianiNA :: NANTENAINA ET BELAHY 2016
Henintsoa Arnaud RAKOTONANTOANDRO · 261K views

Ny nanahary Örera
Jean Martin Claudio · 201K views

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia
Mahaleo official · 1.1M views

Sareraka - Dera sy Laza
Unika Vi · 2K views

MEDLEY THIERA BRUNO
Galasam Kickee · 481K views

Ramilison Besigara - Fonksionera sy saofera
Emission Gasik'Arts · 533K views

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐕𝐘 (Full Album Audio / Studio MARS 1997)
Samoela · 647K views

SARERAKA - Meditation 2011
leocorthex · 193K views

mpivarokena sa mpivarodamba
velo12soa · 480K views

RAFIANARANA MAMI BASTAH
Mami bastah · 234K views

FENOHASINA MAMALY MAFY NY FANONTANIANA , NA MAFY AZA IZANY ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge · 73K views

Sofia - Sareraka
mozika · 151K views

Tantara Gasy : MPAMPIHOROHORO NIFANDROHITANA (Tantara amin ny onjam-peo RDB)
Gasy Tsara · 37K views

Tselonina := Ravaomaria (lyrics)
kalo sy hira · 376K views

Tata Rahely - Ivangay lambahoany
randriamanankery mahazomila rostand · 411K views

LENDREMA "MAHALEO"
Doda Randriantsoa · 337K views

MEDITATION -VAOVAO MANERANA NY TANY 1999 (SARERAKA )
GRAVEL FAN · 14K views