JAOJOBY : NIVOAKA TAMIN'NY FAHANGINANA ARY NILAZA NY ZAVA-NISY TENA MARINA ... [ Jaojoby Eusèbe ]
20K views · May 26, 2024 · People & Blogs
Comments · 36
@weefiweefi6639 · 2 years ago
Ana diso jaojoby eee de ana tokony tsy namaly eky ana papa no nijoro zanaka io de tokony nimpetraka @ maha papa fogna ana zanakana mampalahelo 😢😢😢
9
@vivianerakoto8093 · 2 years ago
Aza manadio tena eo ianao fa efa nampirafy ny vadinao nandritran"izy efa narary mafy izany ianao io matoa teraka izao io vehivavy hafa io e....ssss
8
@RaharisoaPerpetue · 2 years ago
Fagnadiovan tegna ihany nianao zany . Fa mipetraha kely ray minitra amin toerana zanakao ianao
7
@odettejeannine6576 · 2 years ago
13 mai madame nao jaojoby nalevy, vadinao zao io niteraka 3 mai. Ino dikany zeigny ? Excuse henatra ninao io jaojoby.
5
@RavakyNyAndoVONINTSOA · 2 years ago
Sady tsy manaja tena, efa tokony hitaiza zafy mbola misary adala ihany
Amin'io efa diso mbola manamari-tena
Ekena hoe ny zanaka tokony hanaja ray aman-dreny fa ilay toetranao ve mba mendrika ho hajaina
Raha tena mivavaka sy tia zanaka ianao tsy nisarisari-adala nanaonao foana sy nanitsakitsaka vadinao tany mihi😢
3
@nadiajhayras4372 · 2 years ago
Azalaheee nagnino anu ts nangigny fu
Anao diso jojoby fa ny nahadiso zanakao ka izty naparitaka @ reseau ato zn fo
Fa tokotro nangina ianao na krkr prblm nareo tao
4
@Fatouma-u3p · 2 years ago
ajanono aminy zay resaka aminy réseau sociaux fa maro tsy mankatiha ,maro ny fahavalo ravoravo izeo io olo tsy mankatiha ,papa nao efa nanazava versions nazy heno nolo jiaby ke stp ataovy raha mampafakahazo anao sy papa nao fa io kakazo tavela hiankigna nao
6
@ElisabethTunise · 2 years ago
miseo milay ambohipo akao, mipitrah soa anao lilahy be tsy manaja tena
1
@ramamonjisoa8255 · 2 years ago
70 ans mbola miteraka fo.ano anie tokony dadilahy e
1
@tianacaro2398 · 2 years ago
Mpanitsakitsa-bady ianao ry foza maimbo oooo
1
@VanessaRakotonirina · 2 years ago
Lelah ts mahay manaja vatana😮
3
@ttrecordsstudio7394 · 2 years ago
Efa tafiditra anao , tsy hiteny mitsy ... tsy manaratsy azy mitsy , zany mitsy ny ray tratra e , est misy mitsy Ray hiaro zanany refa mbola tsy mahatsapa le faharatsiany fa refa voa avy aminy le maharary vo miaiky fa ratsy le renikely ratsy , ary ny ratsy aminy voalohany maro tampina , Courage Neny fa ny marina fisaka ❤
1
Up next

🚀 De Nieuwe Politiek Live • SEH(AZP) over situatie Donovan Grep (Suriname)
D-TV Express · 14K views

FC Arsenal vs. Borussia Dortmund: HIGHLIGHTS - Duell der Spitzenreiter! | UEFA Champions League
Servus Fußball · 50K views

HAFATRA HO AN' i FANIRISOA ERNAIVO MAHAKASIKA IREO TANORA MPAMONO OLONA IZAY TRATRA SY EFA MATY ...
Gasy Tv · 9K views

🔴 Direct | JT 13H de ORTM1 du 25 Novembre 2026
ORTM · 2.6K views

𝐋𝐄𝐌𝐀𝐊’𝐈 𝐁𝐄𝐁𝐎𝐊𝐀–𝐌𝐄𝐋𝐀𝐊𝐘: 𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐒𝐀𝐇𝐀 𝟏 𝟏𝟓𝟕 𝐇𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐈𝐍𝐃𝐑𝐀𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀.
MiASA Officiel · 241 views

FITSARANA RAHARAHA AMBOHIMALAZA 24 NOV
MAESTRO SALVADOR · 2.4K views

MAMA KABÔSY titre Hajay (By Merci Bayah)
MERCI BAYAH · 13K views

Burkina Faso: Key decisions from the Council of Ministers on November 19, 2026
Faso7 TV · 47K views

Her Fiancé Pushed Her Into the Sea… Everyone Thought She Was Dead, But a Billionaire CEO Saved Her!
Many Drama · 1.8M views

FAMPITANA MIVANTANA "TSINGERIN-TAONA MAINTY" TENY AMBOHIMALAZA TAMIN'NY 14 JIONA 2026 (20-11-2026)
MASO IVOHO · 16K views

IREO TGV TEO ALOHA IHANY NO NIVADIKA VFM KA HANOHANA NY FITONDRANA FANAVAOZANA, C'EST N'IMPORTE QUOI
Gasy Tv · 1.4K views

Monica ft Lousfah Tsy coeur mpokonolo
Monica Doan · 4.7K views

INTERVIEW RIJADE By Legacy Madagascar
Legacy Madagascar 2000 · 924 views

FAAVALEA E LE COURT OE LIMOGI MA LE HRPP, HAHAHA! #mislead #courtdecision #shame #corruption #law
DailyLife Adventures DLA · 2.6K views

HAFATRA MIVANTANA @ DÉPUTÉ Fidel RAZARAPIERA : FORONGONY DAHOLO IANAREO ...
Gasy Tv · 2.1K views

VOLAMENA 6 Kg SAIKA HAONDRANA AN-TSOKOSOKO TANY IVELANY NO TRATRA TAO IVATO ...
Gasy Tv · 2.6K views

FULL🔥They Bullied the Wrong Cleaner... She Was the Billionaire CEO's Sister—And Sent Them to Prison!
Many Drama · 1.3M views

FAMPITANA MIVANTANA "TSINGERIN-TAONA MAINTY" TENY AMBOHIMALAZA TAMIN'NY 14 JIONA 2026 (Tohiny)
MASO IVOHO · 10K views

The Rosary from the Grotto of Lourdes - 11/17/2026
Sanctuaire Notre-Dame de Lourdes · 24K views

IVORY COAST: How a HIGH SCHOOLER from Yamoussoukro SHOOK the Republic
Décrypter l'Afrique · 49K views