Tantara Malagasy - HADALANA (Tantara Radio Don Bosco)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕
117K views · Apr 10, 2025 · Film & Animation
Comments · 63
@Bodorahary · 3 weeks ago
Le lehilahy ity tena tsy misy saina, le noro koa maivando tsy mañana azondamosina.
@paulemarieodilerasoarimang4311 · 2 weeks ago
Misaotra nizara- Fa saika mba hanontany hoe aiza ny tohin'ilay Tantara mitondra ny lohateny hoe HAFAHAFA fa toa tsy hita intsony mihitsy? maniry ny mbola haheno ny tohiny. Misaotra mialoha tompoko
@AnnyahRANJANIAINA-o3q · 1 year ago
Mankasitrak hatrany nizara tompoko❤❤❤
3
@NiainaLylo · 1 year ago
Makasitraka indrindra nizara tantara ho anay foana❤❤❤
6
@GorretyMarie · 8 months ago
Misaotra betsaka tompoko. Mankasitraka
1
@sandrahaingo378 · 4 months ago
Mba vendrana Koa lay niandry. Ataon olona filantsy mahita dia mbola miverina ihany. Raha tsy lasa tany andafy nefa lay noro de nariany
3
@anissaRASOARIVELO · 2 months ago
Misaotra ❤
@gloriafalinandrasana6076 · 3 months ago
Raha nivady teo Johary sy Noro. Tsy ho sambatra mihitsy ilay Johary satria misy zavatra tsy ho feno sy ho tanteraky Noro eo @ fiainany raha mitaha @ Niandry.
2
@adohassin · 1 year ago
Misaotra ny zara 🇲🇬🇸🇦🎉
1
@cynthiamariangelson4115 · 1 year ago
Ny vehivavy no vendrana mihitsy. Miandry an kiala Noro ho lavony izy dia firany fotsiny Noro fa i Nandry foan ihany no tiany sy vadiny. Tsotra be oe misaraka amzay tsy tiany izy fa rasak abobo fotsiny ny an Johary. Efa fikan lehilahy io fampirafesana. Ary betsak vehivavy tratran zao. Mila misaina fa tsy be sentiments fitahin'ny lehilahy fotsiny. Anatra ho an vehivavy indrindra fa ireo mbol tanora mpitovo.
6
@AngelitaEdvige-ns3lf · 1 year ago
Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz ❤
1
@LucianaMabelle-n1s · 1 year ago
Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤❤❤
1
Up next

Tantara Malagasy -HAFAHAFA Fizarana I (TANTARA RDB )👍❤ARAHO NY PEJY TSIKA 💕
Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 51K views

Tantara Malagasy - MIALA SAKANA (Tantaran'Aceem Radio) 👍💕ABONNEO NY PEJY TSIKA❤
Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 60K views

Tantara Gasy - Paingotra Fiz2
Gasikara - Gasikarako · 590 views

Tantara Malagasy - DIDY MIAFINA (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕
Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 79K views

Tantara Malagasy - LAPA MISTERY (Tantaran'i ACEEM Radio) Fizarana voalohany
SARY MIHETSIKA / Web TV · 8.2K views

Aoka Izay Tantara Gasy
Gasy Tia Tantara Gasy · 3.8K views

Vitan-dratsy Tantara RDB
RDB LIVE · 67K views

❤️ TSІKY AO ANATIN’NY HAIZINA 😢 | Tantara Malagasy Mampihetsi-po 🇲🇬 | KOLONTSAINA
KOLOTSAINA · 2.5K views

Tantara Gasy mampitahotra - Ilay Trano Atsimo
Gasikara - Gasikarako · 1.5K views

Tantara Malagasy - HITSAKA VALIN -KITSAKA (Tantara RDB)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕
Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 103K views

Tantara RDB — ERITRERITRA DISO FIANTEFA | Indray Mihaino (Tantara Malagasy)
Tantara RDB · 35K views

Tantara Malagasy - BE FIALONANA (Tantaran' i Radio Don Bosco/ RDB) ❤️
TANTARA GASY · 102K views

Tantara Malagasy - FITAKA MAMY (Tantara lava ACEEM Radio ) Araho ny pejy tsika 👉👉❤
GASY MAFANA · 2.4K views

Tantara Gasy - Paingotra Fizarana voalohany
Gasikara - Gasikarako · 1.3K views

TAHIRIM-PITIA- Tantara Malagasy ( Tantara RDB)
Ilay Nosy · 47K views

TANTARA MALAGASY - ILAY MPANGATAKA
HAFATRA MIAMPITA (HM) · 2.9K views

ARETIM PO TADIAVINA TANTARA GASY
Saino Sy Fiainana · 16K views

Ny marina - Tantara Gasy
Gasikara - Gasikarako · 2.2K views

Tantara Malagasy - TONTOLO HAFA 1-2 ( Tantaran'ny Radio Don Bosco)
Mi-Alavoly · 12K views

Tantara Malagasy - NY MARINA TSY MBA MANGINA(Tantaran' ACCEM )👍❤ARAHO NY PEJY TSIKA 💕
Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 54K views