Ads skipped

Sahaza - Tantara RDB Radio Don Bosco

76K views · Feb 16, 2026 · Education

Comments · 80

  • @onitianaramanampamonjy6313 · 9 months ago

    Tena mitondra anatra be fa misaotra Sahaza ah.🥹❤️Mankasitraka ny mpanoratra fa tena mahay.🥰

    6

  • @MalalamahefaLucie · 1 month ago

    Mahavariana ka !❤😊, sady mampalahelo 😢, fa tsara ka 😊

    1

  • @BrigitteRazanarisoa · 3 months ago

    Toy izany no fiafaran ny ankizy maniratsira Ray aman-dReny, Ny hanatry ny Ray aman-dReny anie toy ny tsipak ombilahy e, rah tsy mahavoa mahafanina, fa rah mahavoa kosa mahafaty. <br>Hanatra mivaivay hoan ny Ankizy mpaniratsira Ray aman-dReny no lesona t@ lay tantara koa mankasitraka indrindra RDB a,🙏🙏🙏

  • @Manda.rhr86 · 3 months ago

    Tsara be, na Izaho tsy teo amn toerany dia izay ihany ko nataoko! <br>Raha ny toetrany mantsy dia tsy maintsy i Sahaza no mety novoiny taty aoriana! Mankasitraka ny mpanoratra sy mpilalao. Sady misy anatra be❤

    2

  • @hasinaravelomanarivo9515 · 8 months ago

    Tsy tiako mintsy le toetran&apos;ny lehilahy sasany <br>Merci t@ tantara e❤️‍🔥

  • @marie-thereserasoloarimala6426 · 9 months ago

    Tsara le tantara betsaka lesona azo ho raisina sy anatra lalina

    2

  • @AURELIAMananjara · 9 months ago

    Mankasitraka tompoko &nbsp;tena tsara sy feno anatra ❤❤❤❤

    2

  • @RaissaSuzette · 4 months ago

    Sahaza...sitrapo ny anao ka aza bekoretaka eo ry sahaza !!

  • @LilianePadayachy · 9 months ago

    Tena &nbsp;tsara misy lemonade azo raising mankasitraka &nbsp;ny mpanoratra❤

    1

  • @chantalhibon6719 · 9 months ago

    Taperiko n’y Aina ba hiadanako na hidirako amponja aza😢

    2

  • @tinasoaprincia9632 · 9 months ago

    Mangataka tohin&apos;ilay tantara roa alina ariary 🙏

    1

  • @HanitraRasolofoarimanga · 9 months ago

    Misaotra an&apos;ilay mpanoratra tantara

    2

Up next

LIVE

Fahavaloko ve?

RDB LIVE · 60K views

LIVE

TAHIRIM-PITIA- Tantara Malagasy ( Tantara RDB)

Ilay Nosy · 48K views

LIVE

❤️ TSІKY AO ANATIN’NY HAIZINA 😢 | Tantara Malagasy Mampihetsi-po 🇲🇬 | KOLONTSAINA

KOLOTSAINA · 3.2K views

LIVE

TANTARA MALAGASY - ILAY MPANGATAKA

HAFATRA MIAMPITA (HM) · 3.1K views

LIVE

tantara RDB radio (harena nihoson-drà)

Christian Rj · 28K views

LIVE

Tantara Malagasy - MISY FETRANY NY FANDFERANA (Tantaran'i Record Fm) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 46K views

LIVE

"RIMBINA" - Tantara RDB Radio Don Bosco

RDB LIVE · 92K views

LIVE

Tantara Malagasy - LAPA MISTERY (Tantaran'i ACEEM Radio) Fizarana voalohany

SARY MIHETSIKA / Web TV · 8.7K views

LIVE

Tata-bitrana - Tantara RADIO DON BOSCO

RDB LIVE · 48K views

LIVE

Tantara Malagasy - LAHATRA (Tantaran'ny Aceem Radio) Tantara gasy indray mihaino

Mi-Alavoly · 32K views

LIVE

Tantara Malagasy - SAKAIZA (Tantaran 'i Radio Don Bosco / RDB) ❤️

TANTARA GASY · 38K views

LIVE

VOVO TSAKAY TANTARA GASY

Saino Sy Fiainana · 19K views

LIVE

💎 DIAMONDRA TAO ANATY SARIBAO 😲 | Tantara Malagasy Mampitolagaga 🇲🇬 | Radio Don Bosco 😲

KOLOTSAINA · 715 views

LIVE

TANTARA MAMPATAHOTRA NY RDB . AMPASANJINA

Malagasy · 84K views

LIVE

Tantara Malagasy -AHY IZANY FA TSY ANAO (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

Tantarako MADA (tantara,film,hira) · 57K views

LIVE

TANTARA MAMPATAHOTRA RDB TRANOMAINTY NA ANDROVALOLO

Le Lémurien Web TV · 128K views

LIVE

Tantara Malagasy - RANOMASO FARANY (Tantaran'ny Radio Don Bosco)

Mi-Alavoly · 27K views

LIVE

Ny Tantara Malagasy - IREO TSY MATAHO-TODY - Radio Don Bosco

Ny Tantara Malagasy · 49K views

LIVE

Fanova-maso, Tantara RDB Radio Don Bosco

RDB LIVE · 63K views

LIVE

Tantara Malagasy - KAMBOTY VELON-DRAY | Tantaran'ny Record FM

Mi-Alavoly · 41K views

YouTube, with the door locked.

Aegis plays a clean stream instead of YouTube's player, so pre-roll ads, trackers, and fingerprinting never ride along. Drop Shields any time if you want the official player back.